tiako izy
manararaotra keli njai zah fefa navy e navy e navy e hameno izay lesoka f tsy hitaingina ze avo e,avo e,avo e sarotra ny mila ka tanako izay azo e,azo e,azo e, efa misy ny hantenaiko ,ka tsy hatahotr ny halazo e,lazo e,lazo e, tafarina imbalo rah we indray no lavo e,lavo e,lavo e satri n tsodrano avu ambony ,zah ef nahazo e,azo e,azo ee tazoniko maf mb ts ho las izy vonona hiaritra zah na mamy na mangidy matsiro n anay,f mamy ko n hoavin'ny ankizy ny foko hoazy irery,ef vita mafy hidy Eto njai zah mb hikalo ho anazy e,anaz e,anaz e amerina ireo lasa sy hanomana n hoavy e,hoavy e,hoavy e, na maro n mpanenjik,mpandratsy mpandrava e,rava e,rava e ny momba ah reetr ef vitany tsianjery ka homeko azy e,azy e,azy e, hisaorako ny avo,nampisy azy,ar nampifanojo e,nojo e,nojo e,nojo e, boto be ko zah taloh f nisy az d niova e,niova e,niova e
You may also like

Leave a comment