Bottle (18:47)

0:00
0:00
Bottle (18:47)

sotroanay ,de tsohanay , n toka n môsa ny fiainanay ne mamay ,refa tsy mazaka de aza miseo milay, mazava okay de hano tay tandremo fa n aty manafay ,mandoro otrany afo misy vay , elako lavitra enao fa maimbo bay tarehanao, otrany tay , bay tany io fa manomboka tsemboka dana n tarehy sasao am amany itsapa anah otrany mitsapa afo, de io n vodiko efa miseho lelafo , de tsetsafo zany aloha n fantsy, tosika taimbaka ty fa tsy vatsy, efa naraikitro ao andohanao n tomboka vantsy , misy sariny boubel mampanofy ratsyyyy , sotroanay fona n tôka , tetezinay aby n bar atrany ankoatra , efa miopefy ,n revy especy misesy lygalezy , ao tsara ,sambasambatra ,manaranara , aleo mba anafay , fa maro reo te itsapa anay nenah ny vatako otrany vy mamay , mbola mandoro noho n masoandro , zay lalovanay mitaraina may atramin'n akanjo

2 Comments

Leave a comment

Author
4 years ago

See track description

Let's GOOO 🍿

User avatar
1.65k
Total plays
52
Followers
4
Following

You may also like