Ju'lion anti babylone
Ju'lion anti babylone

peace bro 🎶🎙🎧

peace bro 🎶🎙🎧

42 Plays

12 Jan 2023

Raha tsapako oe tsy nety nataoko rehetra de niverina zah fa tsy niroso Raha fantako oe tsy nilay tany ,de nijanona teto iany zah Raha haiko mialoha,fa mikoriana any am ratsy zah tsy nanohy n diako tany io zany tsisy mafantatra ny hiafarany zavatra ataony fa refa diso lalana elah VO kôpy aleo atsipiko kôzy ,fa tsy tsara elah raha vo tsisy love tsy mampiova zavatra eo @fiainana ral n rendrarendra, aleo miatrika de banjinina n hoavy na mafy n ady anaty sedra mila mikofoka elah raha te hisy galona itoetra eo amle seza fiandranana, mahasoa lou iarahana vo namana reny manko tsy faly am fahombiazana n'lah zany ny amotika sy hanimba n tanjon'lah fona ny ao andohany, aza manaiky ho farany zany fa alaivo n voalohany, akamako elah de tsy maintsy atoroko n vrais ,tsy tiko hisy olana itsivalana eny am lalana diavin'lah letsy ai andao atambatra n firaisankina ,de atambatra n hery aleo ampitondrana fifalina, ao anatiny hery mahery vaika, zay tsy azo atao inona tsy laitra ny fialonany mpiarambelona,zay hamono fa tsy hamelona ral nanenina zah tamin'ny ditra vitako , reo ratsy nataoko tsy sitrako ,tsy vokatriny saina tsy sitrampo, de zay mahatonga anah mananatr an'lecany raha mbola mamay ny vy de aleo velesana anio alakamisy 12 janoary 2023 zah no manao n fampandrenesana , nandalo sedra maro n boto vo namiratra, tsy niaina t@ vintana na jilaka fa n saina no nananteraka, n vatako nampiasaina, tsy ho fantany reo vitako ary tsy ho very maina, reo atsemboko sy aina very

1 Comments

Leave a comment

You may also like