love me

24 Plays

08 Jan 2023

oh gayl euh ,×2 efa iaraha mahalala ,fitiavako anao ry malala ,mirehatra ao anaty mafana.aaaaaah minoa anah. de matokisa ,fa ny antsika lavitra n afo be fa akaikiny paradisa, oh ravady euh tena tsapako fa tinao zaaaaaah ,de zah kou miteny amin'nao fa tia aaaanaoooouh tsy niforcena ny antsika fa teny avy am saina sy n fo fa iarandroa , na misy manja, na tsara bika , de tsy asoloko anao mintsy ry tiko zay kely anantsika eo iafiko zah vonona ny iray lalana aminao. naizanaiza n tany aleha ntsika s'y anao ,tetezintsika sao tontolo zao fa raha mbola zah iany zah enao iany no enao de n fitiavako ao anatiko ao tsy hoaniza fa hoanao eto kou zah de miarahaba anao amzao taona vaovao,nitondra fahasoavana,eto am zao tontolo zao enao terambao ny voadiko aminao, deeeee n hampiakatra anao ho vadiko, ho itany tontolo zao, hananika eny am alitara ,enao hikanjo fotsy zah ikostara ,tiko ne enao malala ,efa iaraha malala , lavitranao zah mila ho lasa adala, ankilanao zah salama aaaaaa miresaka amnao zah tsa manah,

1 Comments

Leave a comment

You may also like