Rap malgache
0:00
0:00
ayôh, otrizany refa oe makapoka ,mitaingana eto ambony ny insta,rima madoro oh,manakohako erany zao tontolo ôh may may may may may babylona NY andro kou malaky ,miondina n fotôna efa iaraha malala fa velona n rap lozany reo zay miteny fa misôna eto zah andravaka ,eto zah manavaka trap drill afro beat alatsako any andavaka isanandro mitravy rap ary tsy anaiky madramaty na lazain'olona efa itapy tsy koi asiko haingony na setroka wa andofako hoeny lah fa tiko reveko kifeko ary tsy ho faty n rap gasy na de efa aty andafy tsy sasatra manoratra amle penina ato anaty taratasy ,mapiakatra n sentimaka ,eo ankilako ny Véra sy n toka gasy
You may also like

Leave a comment
See track description ↑