Rap tatsimo
ao tsara zany ary n rima mirindra,tsara mitantara fa tsy oe mikafara bandy miteny zao leka betsileo tatsimo zanaky fianara ka de mahaiza mieno. tsara anjaranao no miheno fazah manakambara , efa ela nirahana na tsy fatandaza ary tsy midongy NY alaza ,rap koa efa nofikirana atramin'ny faha zaza ankehitriny mitohy NY tolona na maro reo olona, tady handrondana zah kiosa miaro manorina an'ty rap, tsy afangaro am drill io na trap ,tsy ifaninana koa n rap ary tsy atao ifamantsy zay le tantara rakotra setroka n voankazo voarara maniry afovoany tunnel eo antara solotenani avo fa tsy irakiny iva ,tandremo fa raha mifanena aminay avy de simba nenay maso mena n vava manitra môsa tsy misinda JC RMC 301 big up del jayrah 2pac kilos Hitler tout le avo cart city
You may also like

Leave a comment
See track description ↑
Let's GOOO 🍿