ayoh

61 Plays

18 Feb 2023

a-ha, nenah kou rima misesy , otrany especy ,amle mandoro tsara magheti² , tsy zakanao ny aty raha vo miteny solotenany avo fa tsy iraka n iva , na de tsy anjely aleo apiteneniko n maika, nenah n tanjona efa voaketrika velona paika zah le manao feo dakolosy tokana le lazainao fa mioata² no sady toka lah alalao piste fa zay zao ifriste , avy de miala tsy mazaka na tsy ho bokona ry zandry fa nenah n saiko no mibata lesona n fiainana, efa voafehy ao anaty saina rakompahendrena tsy miady voninahitra, fa miketrika ny life iatrehana in1 andro any tsy maintsy tafita n kajy le zah nilofo tamin'ny fiainana, na mafy n ady reo fahavalo rehetra efa nataoko mampamangy de niroso tamin'ny pejy hafa n ketrika teo no tohizako fa tsisy na ray nofafa satria manantena fona ny ho tafa , andao ary de akiny am jah nahary ,n fiainanao de ho lavorary, voarakotra fahasalamana ,fa lavitra n aretina ,s'y n zavatra tsy anjary eto an-tany

1 Comments

Leave a comment

You may also like