boom fripe

76 Plays

31 Jan 2023

c'est com'dab la vie,c'est pas grave babe andao aloha hietsika, hanala azy ifiesta alao androany n alahelo nao any ambadika any fa anio ntsika hietsika handihy hifaly aza misalasala ,io n revy ry akama ,ambiance mafana ,androany zoma manifika , bobaka n toka tsy lany tsakitsaky maskita, aleo hanala azy ntsika, sivasivano n chéri ,ahodino tsara le vatanao sexy asakasaka anao tsy hanala , ny andro zao manara de mila moov mafana raikitra ary ti zay kou tsy hiala , ahodino sora, trieo ary le bôna mangotraka n androany , tafaray daholo n akama ,mande KO n fotoana alefaso ary eeeee, de bonne ambiance bonne soirée eeeee atao ntsika tolagaga. n rehetra fa ntsika refa m'live de tsisy fetra manimanitra toka n vava ,ny.maso ntsika mirehatra , fetinay n anadroany, asakasakanao tsy ho faly euh , tsohanay n marijhuany, de zay tsy ho kale liona fa tsy voay ,mandoro mamay ,anaty feelinh so hay ,aty am jungle n 301

2 Comments

Leave a comment

Respect 🤜🤛

You may also like