but de vie

62 Plays

26 Jan 2023

tetafo² ,lelafo² ,tsetsafo² , fa zay ne tsy mihemotra mintsy mba san ne ry bandy fa zay mandroso hatrany lavitra n toetra sarimbavy euh natao hitady ,masahy mijoro fa mavelona vady asakasakan'lah tsy ikofoka ,fa zay tsy anambitamby, taloha elah nokozina ,andao iketrika valina lah degany tratrako, any fa naleon'lah nisetroka ,akehitriny bandy tafarina ,lazain'lah fa mizeste aleo atsipiko n bonne chance , aza miandry mana avy any ambony na oe sponse elah iany no mafantatra, n réponse aza kivy am zavatra atao fa mila mifonse solohy diesel le teo aloha essence reseho lavitra no elah reo manana lisence boto elah ,de mitady miaritra anaty ady eee asehoy n olona fa elah ne ka bandy eeee mavita manakan-davatra,naizanaiza aller tandremo fa be reo lavadavaka sao kale okale fisotroana okale fifohana, aleo mba n tanjona amzay no ikofona na mamy na mangidy io sotroina,aza misalasala raha misy tsy ampy jah lou antsoina mangotrako ny rano ao anaty vilany mamay n Fiainana eto an-tany ,noho zany elah tsy mila mivinany, ny antsemboin'lah iany noho inanan'lah kaly reo namana nanakora, ataovy tolagaga , de teneno azy fa tsy mora, elah tonga teo am avo,meo azy n hafatra fa elah tsy nanaiky na lavo,fa niarina satria nampiany avo

1 Comments

Leave a comment

You may also like