Ju'lion anti babylone
Ju'lion anti babylone

ju'lion 301 RMC clan

ju'lion 301 RMC clan

52 Plays

18 Jan 2023

reveko ny fiainako , refa oe ravako fifalina aty zah maka slem ,lavitra n mpanakora aty anefitra mangina, mihosotra ranompenina tsy ilaina saotaka feno habibiana aty zah madinika tsara. mieritritra n hoavy nay sy tina anjara, maminavina n tsara hoany taranaka ao afara, aleo reketiko anaty boky manatantara, ilay teny tiko ambara, ravoniko fifalina sy tsy araha kafara, mbola ti zah otrany fahitanao ahy iany ,tsy miova fa otrany omaly sy anio aleoko iketrika d'or ,hoentintsika miatrika n life zay no tadidio, aza oentina onde négatif fa tohizo am ketrika Positif, aleo lalana n marina, de aiko nao tiko fantarina, ntsika tsy maintsy miarina, tsy ataoko ampiemotra ,n koziny fiarahamonina efa iaraha malala, fa tsy azo iaraha monina zah tsy anaiky raha tsy tafa, tanjoko atrizay mbola ato antsaiko fa tsisy voafafa reveko n ankaniko, tokatranoko tsy ho tokatranonao, aleo zah no iketrika n mahasoa kiams , tsy fampitovina life otrany ayam's , tsy hafatra fa life kou ,lesona hanadinako n fisainako,

1 Comments

Leave a comment

You may also like