la vie fort

48 Plays

05 Jan 2023

efa hainao efa hainaooooooo ny tiko lazaina ,seka seka maina, n fiainana ka lanjalanjao n zavatra atao,zay VO miaina aza makata nen'olona fa mazaka irery anaty tolona be n mpitarombato mbilabava , tandremo sao de very enao ,tsy ny vitan'olona kou no ifaninanao mahaiza mankasitraka zay amen'olona anao fa tsisy asa ratsy,raha tsy mangalatra iany de mamaky trano zay no ratsy tenanao koa lehilahy,mila mikofoka mandresy n hafa ,mila sahy ,alao ao anatinao n ahiahy fa zay fetsy iany no mahay , tsara fa famindra tafa Ray aza mieritseritra ,n tsy ikofoka ,reseo n fiainana aza manaiky leo s'y tofoka raha misy asa mibanaka adana mitsofoka atao daholo zay mety atao,refa hita fa mahavelona anao , reseho n fotoana faza mijanona amizao, lehilahy mahery mavita n adidi ampafantaro any zao tontolo zao fa enao elah lecy no loham-pianakavina, noho izan mila mijoro na mafy n fiainana ,mandalo fahoriana apafantaro an'lay tina va mavita azy elah na ovina na ovina aza ovana n fomba famindra ,fa diavo n lalana tsara , de tongava am ambony indrindra,fa hamiratra n fiainana ralah

1 Comments

Leave a comment

You may also like