freesdingue

23 Plays

22 Dec 2022

aiziz zany de aona inona iany le zany ntsika aza mifananihany ,de kozio ndray le marina zany,efa azonaretina n zany ny olombelona eto ambony tany vo mifoha n maraina aiziz zan, tonga n atoandro de aona iz zany,n hariva marina zany tsy aiko mintsy oe iza namorona ny saina ssp le mila hivoto n orona miainga ndray n ao tsara ,inona le tsara anontanin'lah izy tsisy ambara ,inona iany faranany amin'ny kozy zany de aona fandehany,valiny tsotsotra oe mbola zakany tongony n fehany aize ,iza le ze ataovy tsara n tarogna iza ndray no mamaly aza mifampilavanina sur zay zany,tohizako ty bakany kozy zany

2 Comments

Leave a comment

Respect 🤜🤛

You may also like