Ju'lion anti babylone
Ju'lion anti babylone

love me babe J&R

love me babe J&R

20 Plays

22 Dec 2022

a-ha, faly zah manana anao ,anilako eo fona tsy mandao oh ma babe gyal euh, fiarantsika sy anao tsy asiko ratra,na marary hiditra optaly euh enao mahasolo sakafompitiavana,manafaka mosary euh, mpanafafy tsiky, sy faly euh mpamboly tamby tamby sy safosafo, mpizara hamamina,lavitra n fitiavana matsatso tiko enao faza manahy, minoa ahy ry silampanahy hoavy zah hoavy eo anilanao , hoavy zah hampiadana anao hoavy zah hitaiza anle menakiniaiko sy zah sy anao in1 andro any izaho sy anao ifankahita ,orokoroka sy famihana n antsika enao mahasolo bodofotsy raha tonga ny mangatsika, kaza manahy ny amiko tsony,fefa agnao daholo ny amiko manontolo,tsisy tavela n singana volo tetezintsika zao tontolo,gaga atramin'ny fiarahamonina,ireho nampiady mitazana fotsiny tsy sahy migoningonina le zanantsika,voalohany any, teneno izy fa mbola hoavy papa, hiaina eo ankilanao faza manahy , fialako aty otrireny filohampirenena,manome voninahitra daholo n firenena,n lanitra manga ivadika mena, fa n fitiavanao sy n fonao volamena ,aza mahonena,fefa anao fitiavako feno fahendrena tiko enao faza manahy, minoa ahy ry silampanahy hoavy zah hoavy eo anilanao , hoavy zah hampiadana anao hoavy zah hitaiza anle menakiniaiko sy zah sy anao

1 Comments

Leave a comment

You may also like