Ju'lion anti babylone
Ju'lion anti babylone

Rap Raison surr

Rap Raison surr

73 Plays

09 Dec 2022

ayoh, JL one aretsako n faya doroka n môsa , alatsako eto ambody maika n aingampanahy ,tafahangona ato anaty ny RIMa. efa mihôtra reny ny ambony tany ka.hatrany akôtra, hoany zay tsy mikifa tsetsafo ny any ambany fôtsa, aza aty amiko no misozy fa tsy afaka manôtra ,de milay le fanaratsina anah atramizay na fa tsy nafaty fa misôtra zao no anomboako azy, satria efa miakatra n ato anaty otrany reny misy voltage ny bandy aty ivelany tsy mijanona manohy n kolotsaina zay efa maniry felany , zany ary lelanafo n rap mandoro tsy azo jambana fa mamono ,de tsy elah n tompony zah koa tsy atoro mbola hoavy hampihorohoro,any zao tontolo ,hamolo lolo tadidio fa avo cart city gang familli. tsy ravan'lah any anatiny dawee na resaka rima io na pi , taloha n rap no nibordina. fa androany izy efa foniny, zany ary le ritsoka de henoy tsara n toniny fuck fuckeko daholo ireo mpiatsaravelatsy eo am fiarahamonina, aleo hiaina tsara n kolotsaina,de zany ny bitsibitsika n fanahy avoakany saina ny tanjona mibanji n kolotsaina amzay tsy ho levona ato anaty rap mandrakizay zay intsrume mande eo zakanay, ary tsy mitsitsy fa doranay izy ho mamay presenty clan RMC manafay zay

1 Comments

Leave a comment

You may also like